Entrée |
mirindrina
(rindrina)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mikatona, tsy mivoha: Nirindrina ny tranonareo tamin' ny izahay nandalo Tsy mivoaka ny trano fa mihiboka ao (mirindrin-trano no fandre matetika), mihidy aman-trano: Mirindrina ao, mirindrin-trano ao Rakoto mba tsy ho voahelingelina [1.1]
|
Exemples | Dia izay tsy misy vavahady mirindrina na mihidy sady mitoka-monina.
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
mirindrina |
Passé : |
nirindrina |
Futur : |
hirindrina |
Impératif : |
mirindrìna |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
mirindriña
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
Manidintsidina [1.78]
|
|
Entrée |
mirindrìna
(rindrina)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mirindrina
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
Exemples | Andeha, mirindrìna ao anatin'ny tranonao ianao.
[2.996]
|
|