Entrée |
misosa
(sosa)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mizotra tsy miato: Nisosa ny fianarany ka tsy niato raha tsy tany amin' ny tanjon' ny bakalorea Mandeha milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina: Misosa ny fiainana raha misy vola, hoy ireo tsy mihevitra afa-tsy ny ara-nofo Mikorisa amin-javatra malama: Nahahitsaka hoditr' akondro aho teo an-tokonana ka avy hatrany dia nisosa terỳ an-tokotany Misononoka eo ambony rano: Nisosa ny lakana nitondra anay fa nitsoka malefaka ny rivotra [1.1]
|
Exemples | Misosa amboniny eny kosa ny zahatra andiany dimy aman' enina, mitondra hazo fisaka hamidy eny Isotry.
[2.470]
|
Morphologie |
Présent : |
misosa |
Passé : |
nisosa |
Futur : |
hisosa |
Impératif : |
misosà |
|
|
Entrée |
misosà
(sosa)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif misosa
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|