Entrée |
mitaha
(taha)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Milahatra miaraka amin' ny hafa mba hahitana izay tsara amin' izy ireo: Latsaka ambany itsy trano itsy raha mitaha amin' ity (mitovy amin' ny Miolotra) Mahazo na mandray onitra noho ny fakan' ny lehilahy rafy na vady hafa [1.1]
|
Explications en anglais | To be compared, to compare oneself [1.7]
|
Explications en français | être comparé avec un autre; se mesurer avec quelqu'un [1.8]
|
Vocabulaire |
Morphologie |
Présent : |
mitaha |
Passé : |
nitaha |
Futur : |
hitaha |
Impératif : |
mitahà |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
mitaha
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Tanosy]
mitady
[1.78]
|
|
Entrée |
mitaha
(taha)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara, Tambahoaka]
mitsabo
[1.78]
|
| [Sihanaka, Taisaka]
Mitsabo marary [1.78]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
mitahà
(taha)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mitaha
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|