Entrée |
mivaha
(vaha)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Miboraka: Mivaha ny fehinkiraronao Miala na votsotra ny fatorana: Vonjeo haingana fa mivaha ny omby Tapaka: Nivaha ny fanekenay (fiteny somary baranahiny) Enti-milaza olona misy fahavoazana kely ny lohany, misy kely, nahafahana [1.1]
|
Explications en français | être détaché, délié, se détacher, s’effiler; être rompu [1.3]
|
Exemples | Renao midina mihitsy ilay izy, midina tsy mba miparitaka na mivaha, fa manao bolon-gany mafonja ohatra ny natambatra tamin' ny dity.
[2.4]
|
Morphologie |
Présent : |
mivaha |
Passé : |
nivaha |
Futur : |
hivaha |
Impératif : |
mivahà |
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
mivaha
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [Bara]
Mivaky, mamaky [1.78]
|
|
Entrée |
mivahà
(vaha)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mivaha
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|