Entrée |
mivantana
(vantana)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandeha mahitsy avy hatrany: Mivantàna ao amin-dRakoto rehefa tonga any Toamasina ianao Mandeha tsy misy mitana: Nivantana tany an-tani-mananasy ny bisikiletako ka naratra ny tongotra aman-tanako Miteny tsy misy fitsimbitsimbinana rehefa milaza zavatra na dia ilaina aza izany (matetika ny teny verindroa "mivantambantana" no ampiasaina amin' ity hevitra ity): Mivantambantana koa Rangahy iny rehefa miteny [1.1]
|
Morphologie |
Présent : |
mivantana |
Passé : |
nivantana |
Futur : |
hivantana |
Impératif : |
mivantàna |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
mivantàna
(vantana)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mivantana
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|