Entrée |
mizara
(zara)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mitantana: Hizara vary ho an' ny tra-boina ny fanjakana Mitoko: Nizara efatra ny mpisambotra ilay mpangalatra Misampana: Mizara roa ny lalana rehefa tonga eo Mandidy: Iza no nizara roa an' ity voankazo ity? [1.1]
|
Explications en anglais | To divide out, to distribute; to be divided [1.7]
|
Explications en français | Diviser, distribuer [1.3, 1.8]
|
| Faire des lots être divisé, être partagé, se diviser, être en partitions, se séparer en [1.3]
|
| Diviser. [1.13]
|
Exemples |
1 | Mizara firy izy io?
[2.314]
|
2 | Ny trondro anefa tsy ampy mizara akory.
[2.442]
|
3 | Toa mizara roa mitapaka tsara ny andininy faharoa;
[2.314]
|
4 | Tsy ampy mizara ity hena ity (Cette viande ne suffit pas pour être partagée)
[1.3]
|
5 | Mizara voankazo amin’ ny mpianatra izy (Il partage des fruits entre les élèves. Il distribue des fruits aux élèves)
[1.3]
|
6 | Mizara telo ny tanimbarinay izao (Notre rizière est maintenant partagée en trois, nos rizières sont maintenant partagées entres trois, ont trois maîtres)
[1.3]
|
|
Morphologie |
Présent : |
mizara |
Passé : |
nizara |
Futur : |
hizara |
Impératif : |
mizarà |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|
Entrée |
mizarà
(zara)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif mizara
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | [1.3]
|
|
Entrée |
mizara
(zara)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Division [1.7]
|
Vocabulaire |
Mots composés |
|
|