Entrée |
ranitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra manify dia manify ka mahadidy na mitsilotsilo ka mahaloaka [1.1]
|
Explications en anglais | Sharpness, keenness of edge. See rangitra
[1.2]
|
Explications en français | état de ce qui est aiguisé, effilé comme un tranchant, état de ce qui est pointu comme une lance [1.3]
|
Explications en anglais | Sharpness [1.7]
|
Explications en français | état de ce qui est bien tranchant [1.8]
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
|
Entrée |
ranitra
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tambahoaka]
[ rañitra ] Sakaiza ara-pitiavana, vady tokantranomaso [1.78]
|
| Vady tsy aradalana, vehivavy iaraha-mipetraka tsy ara-dalèna, tokantranomaso, vazo, sengy [1.1]
|
Explications en français | Concubine : celui qui entretient un concubine [1.3]
|
Exemples | Ary sanatrian' ny 'vava, raha Randriamatoa no ratsy fitondra vady, indrindra ka hanitsakitsa-bady, handehandeha amin' olon-kafa, ary hanao vady hatakalo ranitra, ka lazany izy no manam-bady, fa ny fony sy ny sainy ary ny tenany sy ny volany atolony ho an' olon-kafa : tia olon-kafa noho ny vady izany ka efa tsy olona fa biby.
[2.346]
|
|
Entrée |
Ranitra
|
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Auteur | Rajaonarison Elie |
Editions | 1992. Mitsinjo. Largeur: 13.5cm. Hauteur: 21cm. Pages: 128. Exemplaires: 3000.
|
Tableaux et planches | Tous les titres
|
Illustrations |
|
|