Entrée |
sahirana
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Be raharaha vonjena atsy sy arỳ:
Sahirana aho anio ka tsy afaka handray olona / Sahirana be ihany ry zareo ato avaratra fa manana vahiny betsaka
Be ahiahy, manahy, sanganehana, valsa:
Sahiran-tsaina aoka izany izy amin' ilay ady lova tsy mety vita Sosotra, sorena:
Sahirana ny anao fa tsy afa-panadinana Tsy manam-bola, ao anatin' ny tsy fisiana, haporetana:
Sahirana mafy Rakoto mianadahy avy hatramin' ny nahafatesan-drainy
Mahatsiaro fahasarotana:
Sahirana erỳ izy rehefa mandeha noho ilay vay ao amin' ny feny
[1.1]
|
Explications en anglais | Bothered, worried, perplexed; poor, in difficulty [1.7]
|
Explications en français | Ennuyé [1.3, 1.8]
|
| Affairé, embarrassé, occupé, préoccupé, qui a du souci, vexé [1.3]
|
| Perplexe; dans l'embarras; pauvre, qui manque d'argent [1.8]
|
Exemples |
1 | Tsy ho sahirana rahateo koa izy noho ny fahalehibeazan' ny ankizy
[2.470]
|
2 | Sahirana be ihany aho, fa manam-bahiny (Je suis très embarrassé, très occupé, parce que j'ai un hôte à traiter)
[1.3]
|
3 | Sahirana loatra aho amin’ ity ady ity (Je suis très embarrassé, très préoccupé à cause de ce procès)
[1.3]
|
4 | Sahirana aho, satria tsy lafo ny ombiko (Je suis ennuyé, vexé de ce que mon bœuf n’a pas été vendu)
[1.3]
|
|
Morphologie |
Simple : |
sahirana,
sahiram-,
sahiran- |
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Proverbes |
|