Entrée | sarobidy | |
Mots élémentaires | sarotra ; vidy | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika [1.1] | |
Explications en français | [ saro-bidy ] Cher, précieux [1.3] | |
Exemples | Sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra.
[2.472] | |
Autres orthographes | saro-bidy | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot sarobidy | |
Mis à jour le 2023/05/18 |