Entrée |
tampina
|
Partie du discours | nom ou adjectif
|
Explications en malgache | Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [1.1]
|
Explications en anglais | Plugged, corked [1.7]
|
Explications en français | Bouché [1.3, 1.8, 1.13]
|
| Obstrué [1.3, 1.8]
|
| Fermé Ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher:
Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [1.3]
|
| Fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie. [Sakalava, Tsimihety]
(de tampina).
Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation.
Voir aussi
tampinangatra.
[1.196]
|
Exemples |
1 | Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia.
[2.471]
|
2 | Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa.
[2.4]
|
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
tsentsina |
|
Entrée |
tampina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [1.196]
|
Vocabulaire |
|