Entrée |
triotrio
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Tanala]
Anaram-boronkely fotsy tratra sy lava rambo mpipetraka eny an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny: K'aja manoñon-tena koa triotrio an-tafontrano sy eny an-tokotany rehetra eny [1.78]
|
| Anaran-kafa ilazana ny fandiafasika [1.1]
|
Explications en français | Bergeronnette [1.54]
|
Exemples | hoy ny navalin' ny triotrio ny domohina.
[2.445]
|
Vocabulaire |
Hyponymes |
|
|
Entrée |
Triotrio
|
Mots élémentaires | triotrio |
Partie du discours | nom propre (titre de livre)
|
Sous-titre | Boky famakian-teny (taona fahadimy) |
Auteur | Razafintsalama-Rabenjamina Lucie |
Editions | 1979. Pages: 221. Antananarivo.
|
Description | Elementary school book (5th year). |
Tableaux et planches | Tous les titres
|
Texte |
|
|