Entrée | manaloha (aloha) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | manalohà (aloha) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif manaloha | ||||||||
Anagrammes | hamolana, mahalaño, mahalona, manaloha, manolaha |
Mis à jour le 2023/01/20 |