Entrée | diapazona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | [fr. diapason] Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa apoka amin-javatra dia manome feo ka ampiasaina hakana ny haavon' ny hira tiana hatao [1.1] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Co-hyponymes | ||
Origine | Français: diapason. | |
Mis à jour le 2023/03/19 |