Entrée | gitara | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavamaneno mitovitovy amin' ny lokanga saingy izy lehibe vatana sy lava sady kitihin' ny rantsantanana toy ny valihy ny tadiny fa tsy mba didiana [1.1] | |
Exemples | Ny feon' ny hira, na Malagasy aza no mihira azy, dia efa mandray ny bàn-kira vahiny, ary mampiasa ireo zava-maneno avy any ivelany rahateo, toy ny gitara sy synthétiseur mandeha amin' ny herin'aratra.
[2.606] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Co-hyponymes | ||
Origine | Français: guitare. | |
Mis à jour le 2023/03/19 |