Entrée | kahamba | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Korintsana mitovy amin' ny faray, saingy fohy kokoa satria volotsangana vaniny roa ihany. Misy fomba maro fampiasa azy: ahontsana, kapohina amin' ny riran-tanana, donina amin' ny totohondry; ny manan-talenta dia afaka mitotorebika amin' ny tongony sady mampiasa kahamba ny tanany. Maromaro ny anarany araka ny faritany: kaiamba, kaihamba, kai-hiamba, tsakaihamba [1.1] | |
Vocabulaire | Musique: instruments | |
Co-hyponymes | ||
Autres orthographes | kahiamba ~ kaiamba ~ kaihamba ~ kai-hiamba ~ tsakaihamba | |
Mis à jour le 2023/03/19 |