|
|
|
|

Entrée1  angaroa
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Musique: instruments
Explications en malgache  4  Zavamaneno tsofina, mitovy amin' ny antsiva (akorandriakan-dranomasina) fa kelikely kokoa. Ny mpanjaka ihany fahiny, na izay olona voafidiny, no nampiasana ny angaroa; niavaka tsara teo amin' ny tany ama-monina ny feony satria avo feo nefa malefaka kokoa noho ny antsiva na ny anjombona [1.1]
Explications en français  5  Conque (bakôra) § antsìva. [1.19]
Exemples  6  Taitra hendratra tamin' ny torimasony tao izy, ka niantso ny feon' angaroa hoe : - Vonjeo, vonjeo, fanday mainty ngezabe, fanday mainty ngezabe! [2.4#]
Synonymes  7  angaroha
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  41  Proverbes contenant le mot angaroa

Anagrammes  42  angaroa, arangao

Mis à jour le 2023/03/19