Entrée (1/6) | 1 -doka |
Partie du discours | 2 forme morphologique de loka |
Entrée (2/6) | 3 doka |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Fanindrahindrana olona amin' ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban' ny fanantenana hahazo soa avy aminy: Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. [1.1] |
Explications en anglais |
6 praise, flattery [1.7] |
Explications en français |
7 flatterie [1.8, 1.5] 8 adulation [1.8] 9 vanterie [1.5] |
Exemples |
10 Tanantanam-bazaha feno doka, Nodokain' ilay mpanambaka. [2.69#] 11 Nisy marina koa mantsy ny tenin' izy ireo fa tsy doka fotsiny akory. [2.643] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot doka |
Entrée (3/6) | 19 doka |
Partie du discours | 20 nom |
Explications en malgache |
21 Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin' ny lanonan-dehibe toy ny famadihana; atontona anin' ny tany izy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony [1.1] |
Vocabulaire |
22 Musique: instruments |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Entrée (4/6) | 56 doka |
Partie du discours | 57 adjectif |
Explications en malgache |
58 irery, tsy manao inona [Taimoro]
[1.78] |
Autres orthographes | 59 doko |
Entrée (5/6) | 60 doka |
Partie du discours | 61 nom |
Explications en malgache |
62 Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. [1.1] |
Dérivés |
|
Entrée (6/6) | 67 doka |
Partie du discours | 68 nom |
Explications en français |
69 sorte de bambou. [Tankarana]
[1.19] |
Anagrammes | 70 -doka, doka, kadò, koda, -doka, doka, kadò, koda |
Mis à jour le 2024/10/30 |