Entrée |
sodina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana Maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly,
sody,
kitsody,
antsody,
kiatsody,
antsodina,
sobaba
[1.1]
|
Explications en anglais | A flute [1.7]
|
Explications en français | Flûte [1.8]
|
Exemples | Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany.
[2.470]
|
Vocabulaire |
Mots composés, titres, noms |
|
Co-hyponymes |
|
Proverbes |
Article |
|
Entrée |
sodina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Betsileo, Merina, Tanala]
Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [1.196]
|
Vocabulaire |
|